Jeremiah 44:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Jeremia tamin’ny olona rehetra, na ny lehilahy na ny vehivavy, dia ny olona rehetra izay namaly azy:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niteny tamin’ny vahoaka rehetra i Jeremia, namelively ny lehilahy sy ny vehivavy sy ireo namaly azy toy izany, ka nanao taminy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Jeremià tamin’ny vahoaka rehetra, dia ireo lehilahy sy vehivavy izay namaly azy teo:
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jeremia tamin'ny olona rehetra, na ny lehilahy na ny vehivavy, dia ny olona rehetra izay efa namaly azy:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Jeremia tamin’ny olona rehetra, na ny lehilahy na ny vehivavy, dia ny olona rehetra izay namaly azy:
malagasy
Ary hoy Jeremia tamin'ny olona rehetra, na ny lehilahy na ny vehivavy, dia ny olona rehetra izay efa namaly azy: