Jeremiah 44:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny nandoroanareo ditin-kazo manitra sy ny nanotanareo tamin’NY TOMPO, fa tsy nihaino ny feon’NY TOMPO ianareo, na nandeha araka ny lalànany sy ny didiny ary ny teny vavolombelony, dia izany no nahatonga izao loza izao taminareo tahaka ny amin’izao anio izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria ianareo nanolotra emboka manitra sy nanota tamin’i Iaveh, fa tsy nihaino ny feon’i Iaveh, ny lalàny sy ny fitsipika aman-didiny; dia noho izany no niharan’izao loza manjò anareo izao ianareo, araka izao hita anio izao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao loza izao no mihatra aminareo dia noho ny nanoloranareo zava-manitra mifangaro ho an’ny andriamani-kafa sy nanotanareo tamin’ny TOMPO: tsy nihaino izay nolazainy taminareo manko ianareo sady tsy nanaraka ny lalànany sy ny didiny ary ny fampitandremany.
Malagasy Bible 1865
Noho ny nandoroanareo ditin-kazo manitra sy ny nanotanareo tamin'i Jehovah, fa tsy nihaino ny feon'i Jehovah, na nandeha araka ny lalàny sy ny didiny ary ny teny vavolombelony ianareo, dia izany no nahatonga izao loza izao taminareo tahaka ny amin'izao anio izao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny nandoroanareo ditin-kazo manitra sy ny nanotanareo tamin’NY TOMPO, fa tsy nihaino ny feon’NY TOMPO ianareo, na nandeha araka ny lalànany sy ny didiny ary ny teny vavolombelony, dia izany no nahatonga izao loza izao taminareo tahaka ny amin’izao anio izao.
malagasy