Jeremiah 44:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa i Jeremia tamin’ny olona rehetra sy tamin’ny vehivavy rehetra: Mihainoa ny tenin’NY TOMPO, ry Joda rehetra, izay atỳ amin’ny tany Ejipta:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia hoy i Jeremia tamin’ny vahoaka rehetra sy tamin’ny vehivavy rehetra nanao hoe: «Mihainoa ny tenin’i Iaveh, ianareo Jodà rehetra atỳ amin’ny tany Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa i Jeremià tamin’ny vahoaka rehetra teo, indrindra tamin’ny vehivavy rehetra teo: «Mihainoa ny tenin’ny TOMPO ianareo Jodeanina rehetra atỳ Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa Jeremia tamin'ny olona rehetra sy tamin'ny vehivavy rehetra: Mihainoa ny tenin'i Jehovah, ry Joda rehetra, izay atỳ amin'ny tany Egypta:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa i Jeremia tamin’ny olona rehetra sy tamin’ny vehivavy rehetra: Mihainoa ny tenin’NY TOMPO, ry Joda rehetra, izay atỳ amin’ny tany Ejipta:
malagasy
Ary hoy koa Jeremia tamin'ny olona rehetra sy tamin'ny vehivavy rehetra: Mihainoa ny tenin'i Jehovah, ry Joda rehetra, izay atỳ amin'ny tany Egypta: