Jeremiah 44:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, miambina anareo Aho hahatonga loza fa tsy soa; ary ny lehilahy rehetra amin’ny Joda, izay atỳ amin’ny tany Ejipta, dia ho ringan’ny sabatra sy ny mosary mandra-pahalany ritra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro Aho miambina azy ireo, hampidi-doza fa tsy soa amin’izy ireo, ka dia ho levon’ny sabatra sy ny mosary avokoa, ny lehilahy amin’i Jodà, mandra-paharingany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro himasoako aminareo ny hahatonga loza fa tsy soa. Koa ny Jodeanina rehetra izay atỳ Ejipta dia ho ringan’ny ady sy ny mosary mandra-pahalany ritra azy.
Malagasy Bible 1865
Indro, miambina anareo Aho hahatonga loza, fa tsy soa; ary ny lehilahy rehetra amin'ny Joda, izay atỳ amin'ny tany Egypta, dia ho ringan'ny sabatra sy ny mosary mandra-pahalany ritrany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, miambina anareo Aho hahatonga loza fa tsy soa; ary ny lehilahy rehetra amin’ny Joda, izay atỳ amin’ny tany Ejipta, dia ho ringan’ny sabatra sy ny mosary mandra-pahalany ritra azy.
malagasy
Indro, miambina anareo Aho hahatonga loza, fa tsy soa; ary ny lehilahy rehetra amin'ny Joda, izay atỳ amin'ny tany Egypta, dia ho ringan'ny sabatra sy ny mosary mandra-pahalany ritrany.