Jeremiah 44:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
noho ny ratsy nataony nampahatezitra Azy tamin’ny nandehanany nandoro ditin-kazo manitra sy nanompo andriamanitra hafa izay tsy fantany, na izy, na ianareo, na ny razanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
noho ny ratsy nataony hampahatezitra Ahy tamin’ny nandehanany hanatitra emboka manitra amam-panompoana amin’izay andriamani-kafa tsy nisy nahalala, na izy, na ianareo, na ny razanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria nampahasosotra Ahy ny mponina tao tamin’ireo ratsy nataony, fa nandeha nanao sorona sy nanompo ireo andriamani-kafa izay tsy misy ifandraisana aminy na aminareo na amin’ny razanareo akory izy.
Malagasy Bible 1865
noho ny ratsy nataony hampahatezitra Ahy tamin'ny nandehanany handoro ditin-kazo manitra sy hanompo andriamani-kafa izay tsy fantany, na iza, na ianareo, na ny razanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
noho ny ratsy nataony nampahatezitra Azy tamin’ny nandehanany nandoro ditin-kazo manitra sy nanompo andriamanitra hafa izay tsy fantany, na izy, na ianareo, na ny razanareo.
malagasy
noho ny ratsy nataony hampahatezitra Ahy tamin'ny nandehanany handoro ditin-kazo manitra sy hanompo andriamani-kafa izay tsy fantany, na iza, na ianareo, na ny razanareo.