Jeremiah 44:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO: Indro, i Farao-Hofra, mpanjakan’i Ejipta, dia hatolotro eo an-tanan’ny fahavalony sy eo an-tanan’izay mitady ny ainy, toy ny efa nanolorako an’i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, ho eo an-tanan’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, izay fahavalony nitady ny ainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh: Indro Aho manolotra an’i Hôfrà Faraôna, mpanjakan’i Ejipta, eo an-tanan’ny fahavalony, sy eo an-tanan’izay mitady ny ainy; toy ny nanolorako an’i Sedesiasa, mpanjakan’i Jodà, tamin’i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna, fahavalony sy nitady ny ainy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izao lazaiko izao no famantarana: Indro hatolotro eo an-tanan’ireo fahavalo mitady hahafaty azy ny Farao Hôfrà mpanjakan’i Ejipta tahaka izay nanolorako an’i Tsedekià mpanjakan’i Joda ho eo an-tanan’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna izay fahavalo nitady hahafaty azy.»
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah: Indro, Farao-hofra, mpanjakan'i Egypta, hatolotro eo an-tànan'ny fahavalony sy eo an-tànan'izay miady ny ainy, toy ny efa nanolorako an'i Zedekia, mpanjakan'ny Joda, ho eo an-tànan'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, izay fahavalony nitady ny ainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO: Indro, i Farao-Hofra, mpanjakan’i Ejipta, dia hatolotro eo an-tanan’ny fahavalony sy eo an-tanan’izay mitady ny ainy, toy ny efa nanolorako an’i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, ho eo an-tanan’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, izay fahavalony nitady ny ainy.
malagasy