Jeremiah 44:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary naniraka ny mpaminany mpanompoko rehetra taminareo Aho, eny, nifoha vao maraina Aho ka naniraka azy hiteny hoe: Miangavy anareo aho, aza manao izany fahavetavetana halako izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa naniraka ny mpaminany mpanompoko rehetra taminareo Aho, sady naniraka azy hatramin’ny vao maraina, hilaza aminareo hoe: «Aza dia manao izany fahavetavetana hàlako izany ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nitsaha-naniraka ireo mpaminany mpanompoko tany aminareo Aho hiangavy anareo mba tsy hanao intsony ireny zavatra maharikoriko nankahalaiko ireny.
Malagasy Bible 1865
Ary naniraka ny mpaminany mpanompoko rehetra taminareo Aho, eny, nifoha maraina koa Aho ka naniraka azy hanao hoe: Masìna ianareo, aza manao izany fahavetavetana halako izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary naniraka ny mpaminany mpanompoko rehetra taminareo Aho, eny, nifoha vao maraina Aho ka naniraka azy hiteny hoe: Miangavy anareo aho, aza manao izany fahavetavetana halako izany.
malagasy
Ary naniraka ny mpaminany mpanompoko rehetra taminareo Aho, eny, nifoha maraina koa Aho ka naniraka azy hanao hoe: Masìna ianareo, aza manao izany fahavetavetana halako izany.