Jeremiah 44:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy nihaino izy na nanongilana ny sofiny hialany amin’ny haratsiany tsy handoro ditin-kazo manitra ho an’ny andriamanitra hafa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanefa tsy nihaino izy ireo, na nanongilan-tsofina mba hialany amin’ny haratsiany sy tsy hanaterany emboka manitra intsony, amin’izay andriamani-kafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tsy nihaino na nanongilan-tsofina akory ianareo hiala tamin’ny ratsy fanaonareo ka tsy hanolotra sorona amin’ireo andriamani-kafa.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy nihaino izy na nanongilana ny sofiny hialany amin'ny haratsiany tsy handoro ditin-kazo manitra ho an'andriamani-kafa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy nihaino izy na nanongilana ny sofiny hialany amin’ny haratsiany tsy handoro ditin-kazo manitra ho an’ny andriamanitra hafa.
malagasy
Nefa tsy nihaino izy na nanongilana ny sofiny hialany amin'ny haratsiany tsy handoro ditin-kazo manitra ho an'andriamani-kafa.