Jeremiah 44:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa hadinonareo va ny ratsy nataon’ny razanareo sy ny mpanjakan’ny Joda sy ny vadiny ary ny tenanareo sy ny vadinareo, dia izay nataony tany amin’ny tanin’ny Joda sy teny amin’ny lalamben’i Jerosalema?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hadinonareo va ny heloky ny razanareo, ny heloky ny mpanjakan’i Jodà, ny heloky ny vehivavy ao Jodà, ny heloky ny tenanareo, ary ny heloky ny vadinareo, izay nataony teo amin’ny tanin’i Jodà, sy teny an-dalamben’i Jerosalema?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hadinonareo angaha ireo ratsy nataon’ny ray aman-dreninareo, nataon’ny mpanjaka sy ireo mpitondran’i Joda ary nataon’ny tenanareo sy ny vadinareo tao amin’ny tanin’i Joda sy teny an-dalamben’i Jerosalema?
Malagasy Bible 1865
Moa hadinonareo va ny ratsy nataon'ny razanareo sy ny mpanjakan'ny Joda sy ny vadiny ary ny tenanareo sy ny vadinareo, dia izay nataony tany amin'ny tanin'ny Joda sy teny amin'ny lalamben'i Jerosalema?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa hadinonareo va ny ratsy nataon’ny razanareo sy ny mpanjakan’ny Joda sy ny vadiny ary ny tenanareo sy ny vadinareo, dia izay nataony tany amin’ny tanin’ny Joda sy teny amin’ny lalamben’i Jerosalema?
malagasy