Jeremiah 45:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, ny aminao, ry Baroka:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh mpanjakan’i Israely ny aminao, ry Baròka:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely momba anao, ry Baròka.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, ny aminao, ry Baroka:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, ny aminao, ry Baroka:
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, ny aminao, ry Baroka: