Jeremiah 46:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tenin’NY TOMPO izay tonga tamin’i Jeremia mpaminany ny amin’ny Jentilisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tenin’i Iaveh tonga tamin’i Jeremia mpaminany, ny amin’ireo firenena mpanompo sampy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hafatra izay nampitondrain’ny TOMPO an’i Jeremià mpaminany momba ireo firenen-kafa.
Malagasy Bible 1865
Ny tenin'i Jehovah Izay tonga tamin'i Jeremia mpaminany ny amin'ny jentilisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tenin’NY TOMPO izay tonga tamin’i Jeremia mpaminany ny amin’ny Jentilisa*.
malagasy
Ny tenin'i Jehovah Izay tonga tamin'i Jeremia mpaminany ny amin'ny jentilisa.