Jeremiah 46:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miakara any Gileada ka makà balisama, ry Ejipta zanakavavy virijiny; foana ny nanaovanao fanafody maro, fa tsy manana fanafody hanasitranana ny ferinao ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miakara any Galaada, ka makà ditin-kazo manitra, Ry virjiny, zanaka vavin’i Ejipta. Mampitombo ny fanafody foana ianao; fa tsy hanam-pahasitranana tsy akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry Ejipta mahonena, miakara hatrany Gilehada ka makà balsama ho anao... Nefa tsy ilaina ny hampitomboanareo ny fitsaboana satria tsy misy fanafody hahasitrana ny ferinao.
Malagasy Bible 1865
Miakara any Gileada, ka makà balsama, ry Egypta zanakavavy virijina; Foana ny nanaovanao fanafody maro, fa tsy manana plasitera hapetaka amin'ny ferinao ianao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miakara any Gileada ka makà balisama, ry Ejipta zanakavavy virijiny; foana ny nanaovanao fanafody maro, fa tsy manana fanafody hanasitranana ny ferinao ianao.
malagasy
Miakara any Gileada, ka makà balsama, ry Egypta zanakavavy virijina; Foana ny nanaovanao fanafody maro, fa tsy manana plasitera hapetaka amin'ny ferinao ianao,