Jeremiah 46:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa ren’ny firenena ny henatrao ary ny fiantsoantsoanao dia nanenika ny tany; fa mifandona ny samy mahery ka miaraka lavo izy roa tonta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ren’ny firenen-tsamihafa ny henatrao; manenika ny tany ny fikiakiakanao; fa ny samy mahery no mifandona; ka samy lavo izy roa tonta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ren’ny firenen-kafa ny henatrao fa nanenika ny tany ny tolokonao. Nifamingana ny samy mahery fo ka niara-nianjera izy roa tonta.
Malagasy Bible 1865
Efa ren'ny firenena ny henatrao, ary ny fiantsoantsoanao nanenika ny tany; fa mifandona ny samy mahery, ka miara-davo izy roa tonta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa ren’ny firenena ny henatrao ary ny fiantsoantsoanao dia nanenika ny tany; fa mifandona ny samy mahery ka miaraka lavo izy roa tonta.
malagasy
Efa ren'ny firenena ny henatrao, ary ny fiantsoantsoanao nanenika ny tany; fa mifandona ny samy mahery, ka miara-davo izy roa tonta.