Jeremiah 46:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ambaraonareo any Ejipta ary torio any Migdola, eny, torio any Nofa sy Tapanesa ka lazao hoe: Mijoroa tsara ianao ka miomàna; fa mandringana manodidina anao ny sabatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Torionareo any Ejipta, ampandreneso any Migdôla, ampandreneso any Nôfa sy any Tafnesa; ka lazao hoe: Milahara ianareo, ka miomàna; fa efa mandripaka sahady eny amin’ny manodidina anareo ny sabatra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ambarao any Ejipta ny vaovao ary ampandreneso ao Migdôla sy ao Memfisa ary ao Tahapanehesa, ka ataovy hoe: «Mivonòna hiady ary miomàna, fa efa ripaky ny ady ny manodidina anao.»
Malagasy Bible 1865
Ambaraonareo any Egypta, ary torio any Migdola, eny, torio any Memfisa sy Tapanesa, ka ataovy hoe: Mijoroa tsara ianao, ka miomàna; Fa mandringana manodidina anao ny sabatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ambaraonareo any Ejipta ary torio any Migdola, eny, torio any Nofa sy Tapanesa ka lazao hoe: Mijoroa tsara ianao ka miomàna; fa mandringana manodidina anao ny sabatra.
malagasy
Ambaraonareo any Egypta, ary torio any Migdola, eny, torio any Memfisa sy Tapanesa, ka ataovy hoe: Mijoroa tsara ianao, ka miomàna; Fa mandringana manodidina anao ny sabatra.