Jeremiah 46:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana no voapaoka ny maherinao? Tsy nahafahatra izy satria NY TOMPO no nandroaka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanky! efa lavo ny maherinao, tsy nahajoro izy, satria nazeran’i Iaveh amin’ny tany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa inona no miseho? Mianjera amin’ny tany ny ombalahy masina ianteheranao! Tsy nahatohitra izy fa voatosiky ny TOMPO
Malagasy Bible 1865
Nahoana no voapaoka ny maherinao? Tsy nahafahatra izy, satria Jehovah no nandroaka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana no voapaoka ny maherinao? Tsy nahafahatra izy satria NY TOMPO no nandroaka azy.
malagasy
Nahoana no voapaoka ny maherinao? Tsy nahafahatra izy, satria Jehovah no nandroaka azy.