Jeremiah 46:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nahatafintohina ny maro Izy ka lavo mifanindry ireo; dia hoy ireo: Mitsangàna ka andeha isika hiverina ho any amin’ny firenentsika sy ho any amin’ny tany nahaterahantsika ho afaka amin’ny sabatra mandoza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hamaroiny ny isan’izay tafintohina, ka lavo mifanindry ireny, sady manao hoe: «Mitsangàna isika, miverena any amin’ny firenentsika, sy any amin’ny tany nahaterahantsika, lavitra ny sabatra mahafaty olona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mampivembena miaramila maro sy mampianjera azy hifanindry. Dia nifampiresaka ireo hoe: «Andeha isika hiverina any amin’ny firenentsika, dia any amin’ny tany nahaterahantsika, mba ho afaka amin’ny ady mandoza.»
Malagasy Bible 1865
Efa nahatafintohina ny maro Izy, ka lavo mifanindry ireo; Dia hoy ireo: Mitsangàna, ka andeha isika hiverina ho any amin'ny firenentsika sy ho any amin'ny tany nahaterahantsika ho afaka amin'ny sabatra mandoza,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nahatafintohina ny maro Izy ka lavo mifanindry ireo; dia hoy ireo: Mitsangàna ka andeha isika hiverina ho any amin’ny firenentsika sy ho any amin’ny tany nahaterahantsika ho afaka amin’ny sabatra mandoza.
malagasy