Jeremiah 46:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nantsoina hoe: Tabataba foana i Farao, mpanjakan’i Ejipta, nefa nandiso ny fotoana nifanarahana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no fiantsoantsony any: «Voa i Faraôna, mpanjakan’i Ejipta; nandiso ny fotoana mety izy!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny Farao mpanjakan’i Ejipta kosa dia omeo anaram-bosotra hoe: «Rabetabataba tsy misy vokany.»
Malagasy Bible 1865
Nitaraina tany izy hoe: Tabataba foana Farao, mpanjakan'i Egypta, efa nandiso ny fotoana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nantsoina hoe: Tabataba foana i Farao, mpanjakan’i Ejipta, nefa nandiso ny fotoana nifanarahana izy.
malagasy
Nitaraina tany izy hoe: Tabataba foana Farao, mpanjakan'i Egypta, efa nandiso ny fotoana izy.