Jeremiah 46:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry mponina ao Ejipta, ampirimo ny entana hoentinao any amin’ny fahababoana; fa ho tonga tany lao Nofa, eny, hodorana izy ka tsy hisy mponina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fehezo ny entanao, entan-tambotra, ry mponina zanaka vavin’i Ejipta, fa indro i Nôfa ho zary tany efitra; hodorana izy, ka tsy hisy mponina intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry mponina any Ejipta ô, mifeheza entana mba handeha any amin’ny fahababoana. Fa hodorana ny tanànan’i Memfisa, ka ho lao tsy hisy mponina intsony.
Malagasy Bible 1865
Ry Egypta zanakavavy mponina, Mifeheza entana ho entinao any amin'ny fahababoana; Fa ho tonga tany lao Memfisa, eny, hodorana izy, ka tsy hisy mponina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry mponina ao Ejipta, ampirimo ny entana hoentinao any amin’ny fahababoana; fa ho tonga tany lao Nofa, eny, hodorana izy ka tsy hisy mponina.
malagasy
Ry Egypta zanakavavy mponina, Mifeheza entana ho entinao any amin'ny fahababoana; Fa ho tonga tany lao Memfisa, eny, hodorana izy, ka tsy hisy mponina.