Jeremiah 46:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’i Ejipta. Ny amin’ny miaramilan’i Farao-Neko, mpanjakan’i Ejipta, izay teny amoron’ny ony Eofrata, tany Karkemisy, dia ilay resin’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima, zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’i Ejipta. Teny mamely ny tafik’i Nekô Faraôna mpanjakan’i Ejipta, teo amoron’ny ony Eofrata, tao Karkemisa, izay resin’i Nabokodonozora. mpanjakan’i Babilôna, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Jôakima, zanak’i Josiasa, mpanjakan’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fanambaràna momba an’i Ejipta sy ny tafiky ny Farao Nekao, mpanjakan’i Ejipta. Tao Karkemisy teo amoron’ny ony Eofrata i Nekao no resin’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna, tamin’ny taona fahefatra nanjakàn’i Jôiakima zanakalahin’i Josià mpanjakan’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Ny amin'i Egypta. Ny amin'ny miaramilan'i Farao-neko, mpanjakan'i Egypta, izay teny amoron'ny ony Eofrata, tany Karkemisy, dia ilay resin'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, tamin'ny taona fahefatra nanjakan'i Joiakima, zanak'i Josia, mpanjakan'ny Joda:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’i Ejipta. Ny amin’ny miaramilan’i Farao-Neko, mpanjakan’i Ejipta, izay teny amoron’ny ony Eofrata, tany Karkemisy, dia ilay resin’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima, zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda:
malagasy
[Faminaniana ny amin'i Egypta] Ny amin'i Egypta. Ny amin'ny miaramilan'i Farao-neko, mpanjakan'i Egypta, izay teny amoron'ny ony Eofrata, tany Karkemisy, dia ilay resin'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, tamin'ny taona fahefatra nanjakan'i Joiakima, zanak'i Josia, mpanjakan'ny Joda: