Jeremiah 46:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ejipta dia tahaka ny ombivavy kely tena tsara tarehy; Fa injay tamy! Eny, tamy ny fihitra avy any avaratra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Ejipta dia ombivavy kely tsara tarehy fatratra, fa misy fihitra tonga avy any avaratra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toa ombivavy kely tsara tarehy i Ejipta! Kinanjo tamy avy any avaratra ny fihitra hanaikitra azy!
Malagasy Bible 1865
Egypta dia tahaka ny ombivavy kely tsara tarehy dia tsara tarehy; Fa injay! tamy, eny, tamy ny fihitra avy any avaratra!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ejipta dia tahaka ny ombivavy kely tena tsara tarehy; Fa injay tamy! Eny, tamy ny fihitra avy any avaratra!
malagasy
Egypta dia tahaka ny ombivavy kely tsara tarehy dia tsara tarehy; Fa injay! tamy, eny, tamy ny fihitra avy any avaratra!