Jeremiah 46:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny feony dia toy ny fikasaotsaoky ny menarana mandeha; fa mandeha mitondra miaramila izy ka avy hamely azy amin’ny famaky toy ny mpikapa hazo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny feony dia hoatra ny sasasasan’ny menarana mandeha; satria marobe izy ireo no tonga, dia tonga eo aminy, mitondra famaky, sahala amin’ny mpikapa hazo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny fitsaitsaikan’ny menarana no fialan’ny tafika ejiptianina, raha vao tonga hamely azy ny fahavalo izay toy ny mpikapa hazo mandrangaranga famaky.
Malagasy Bible 1865
Ny feony dia toy ny fikasaotsaoky ny menarana mandeha; Fa mandeha hitondra miaramila izy ka avy hamely azy amin'ny famaky toy ny mpikapa hazo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny feony dia toy ny fikasaotsaoky ny menarana mandeha; fa mandeha mitondra miaramila izy ka avy hamely azy amin’ny famaky toy ny mpikapa hazo.
malagasy
Ny feony dia toy ny fikasaotsaoky ny menarana mandeha; Fa mandeha hitondra miaramila izy ka avy hamely azy amin'ny famaky toy ny mpikapa hazo.