Jeremiah 46:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kapainy ny alany, hoy NY TOMPO, satria efa nikirindro loatra; fa maro noho ny valala izy ka tsy tambo isaina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nokapain’ireo ny alany, - teny marin’i Iaveh, - nefa nikitroka efa izaitsizy; satria maro noho ny valala izy ireo, ka efa tsy tambo isaina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kapain’ireo ny alany, na dia matevina aza, hoy ny teny hentitry ny TOMPO. Fa marobe noho ny andiam-balala izy ka tsy tambo isaina.
Malagasy Bible 1865
Kapainy ny alany, hoy Jehovah, satria efa nikirindro loatra; Fa maro noho ny valala izy ka tsy tambo isaina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kapainy ny alany, hoy NY TOMPO, satria efa nikirindro loatra; fa maro noho ny valala izy ka tsy tambo isaina.
malagasy
Kapainy ny alany, hoy Jehovah, satria efa nikirindro loatra; Fa maro noho ny valala izy ka tsy tambo isaina.