Jeremiah 46:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho afa-baraka i Ejipta zanakavavy, hatolotra eo an-tanan’ny olona any avaratra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mangaihay ny zanaka vavin’i Ejipta; natolotra eo an-tanan’ny firenena any avaratra izy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rakotra henatra ny mponin’i Ejipta: eo an-tanan’ny vahoaka avy any avaratra no efa nanolorana azy!
Malagasy Bible 1865
Ho afa-baraka Egypta zanakavavy, Hatolotra eo an-tànan'ny olona any avaratra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho afa-baraka i Ejipta zanakavavy, hatolotra eo an-tanan’ny olona any avaratra izy.
malagasy
Ho afa-baraka Egypta zanakavavy, Hatolotra eo an-tànan'ny olona any avaratra izy.