Jeremiah 46:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fehezo amin’ny kalesy fitondra miady ny soavaly ary itaingeno ny soavaly fitaingina; mijoroa tsara ianareo ka samia misatroka fiarovan-doha; fotsio ny lefona, miakanjoa ny akanjo fiarovan-tratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataovy amin’ny kalesy ny soavaly; Miakara ambony soavaly ianareo mpitaingina azy! Ianareo misatroka fiarovan-doha, milahara! Fotsio ny lefona, iakanjoy ny fiarovan-tratra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Afatory ny lasely, ary taingeno ny soavaly! Anaovy ny satro-by fiarovan-doha ka milahara! Arangarangao ny lefona; iakanjoy ny akanjo vy fiarovan-tratra.»
Malagasy Bible 1865
Fehezo amin'ny kalesy ny soavaly, ary itaingeno ny soavaly fitaingina; Mijoroa tsara ianareo, ka samia misatroka fiarovan-doha; Fotsio ny lefona, miakanjoa ny akanjo fiarovan-tena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fehezo amin’ny kalesy fitondra miady ny soavaly ary itaingeno ny soavaly fitaingina; mijoroa tsara ianareo ka samia misatroka fiarovan-doha; fotsio ny lefona, miakanjoa ny akanjo fiarovan-tratra.
malagasy
Fehezo amin'ny kalesy ny soavaly, ary itaingeno ny soavaly fitaingina; Mijoroa tsara ianareo, ka samia misatroka fiarovan-doha; Fotsio ny lefona, miakanjoa ny akanjo fiarovan-tena.