Jeremiah 46:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy ho afa-mandositra ny haingam-pandeha, na ho afaka ny mahery; any avaratra eo amoron’ny ony Eofrata no hahatafintohina sy hahalavo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny faingan-tongotra, aza afa-mandositra! ny lehilahy mahery fo, aza afa-mitsoaka! Any amin’ny tany avaratra, amoron’ny ony Eofrata, indro izy mivembena dia lavo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy afa-mandositra ny faingam-pandeha ary tsy mahavonjy tena ny mahery fo; fa any avaratra eo amoron’ny ony Eofrata izy no ho tafintohina ka hianjera.
Malagasy Bible 1865
Tsy ho afa-mandositra ny haingan-tongotra, na ho afaka ny mahery; Any avaratra eo amoron'ny ony Eofrata no hahatafintohina sy hahalavo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy ho afa-mandositra ny haingam-pandeha, na ho afaka ny mahery; any avaratra eo amoron’ny ony Eofrata no hahatafintohina sy hahalavo azy.
malagasy
Tsy ho afa-mandositra ny haingan-tongotra, na ho afaka ny mahery; Any avaratra eo amoron'ny ony Eofrata no hahatafintohina sy hahalavo azy.