Jeremiah 46:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza moa izato mizotra tahaka an’i Neily ary misamboaravoara toy ny renirano ny onjany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza izao miakatra hoatra an’i Nila sy misamboaravoara ny onjany hoatra ny ony be?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza àry ity tahaka an’i Neily tondraka, na ireo sampany misy rano misamboaravoara?
Malagasy Bible 1865
Iza moa izato mizotra tahaka an'i Neily, ary ny onjany misamboaravoara toy ny renirano
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza moa izato mizotra tahaka an’i Neily ary misamboaravoara toy ny renirano ny onjany?
malagasy
Iza moa izato mizotra tahaka an'i Neily, ary ny onjany misamboaravoara toy ny renirano