Jeremiah 47:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tenin’NY TOMPO izay tonga tamin’i Jeremia mpaminany ny amin’ny Filistina, fony i Farao tsy mbola namely an’i Gaza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tenin’i Iaveh tonga tamin’i Jeremia mpaminany, ny amin’ny Filistinina, fony i Faraôna tsy mbola namely an’i Gazà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hafatry ny TOMPO izay tonga tamin’i Jeremià mpaminany momba ny Filistinina, talohan’ny hamelezan’ny Farao an’i Gazà.
Malagasy Bible 1865
Ny tenin'i Jehovah izay tonga tamin'i Jeremia mpaminany ny amin'ny Filistina, fony Farao tsy mbola namely an'i Gaza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tenin’NY TOMPO izay tonga tamin’i Jeremia mpaminany ny amin’ny Filistina, fony i Farao tsy mbola namely an’i Gaza.
malagasy
[Faminaniana ny amin'ny Filistina] Ny tenin'i Jehovah izay tonga tamin'i Jeremia mpaminany ny amin'ny Filistina, fony Farao tsy mbola namely an'i Gaza.