Jeremiah 47:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
noho ny hiavian’ny andro handravana ny Filistina rehetra sy handringanana izay sisa rehetra ta hanampy an’i Tiro sy i Sidona; fa horavan’NY TOMPO ny Filistina, dia ny sisa avy any amin’ny nosy Kaftora.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany dia noho ny fahatongavan’ny andro handringanana ny Filistinina rehetra; handripahana an’izay sisa amin’ny mpikambana amin’i Tira sy i Sidona; fa horavan’i Iaveh ny Filistinina, izay sisa amin’ny nosy Kaftôra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga ny andro fandravana ny Filistinina rehetra, hany ka tsy misy olona sisa tavela intsony mba hanampy an’i Tiro sy i Sidôna. Ravan’ny TOMPO tokoa ny Filistinina, dia ireo sisa velona avy any amin’ny nosy Kaftôra.
Malagasy Bible 1865
Noho ny hihavian'ny andro handravana ny Filistina rehetra sy handringanana izay sisa rehetra amin'ny mpamonjy an'i Tyro sy Sidona; Fa horavan'i Jehovah ny Filistina, dia ny sisa avy any amin'ny nosy Kaftora.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
noho ny hiavian’ny andro handravana ny Filistina rehetra sy handringanana izay sisa rehetra ta hanampy an’i Tiro sy i Sidona; fa horavan’NY TOMPO ny Filistina, dia ny sisa avy any amin’ny nosy Kaftora.
malagasy