Jeremiah 47:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voaharatra ny lohan’i Gaza, ao anatin’ny fahanginana i Askelona mbamin’ny sisa amin’ny lohasahany; mandra-pahoviana no mbola hitetika ny tenanao ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga mangadihady loha i Gazà; levona i Askalôna, mbamin’ny lohasaha manodidina azy. Mandra-pahoviana ianao no mbola hiteti-tena ihany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voaharatra ny lohan’ny ao Gazà fa misaona ary mangina tanteraka ny ao Askelôna. Ianareo sisa tamingan’ny rapetonolona, mandra-pahoviana ianareo no hiteti-tena?
Malagasy Bible 1865
Voaharatra Gaza, ringana Askelona mbamin'ny sisa amin'ny lohasahany; Mandra-pahoviana no mbola hitetika ny tenanao ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voaharatra ny lohan’i Gaza, ao anatin’ny fahanginana i Askelona mbamin’ny sisa amin’ny lohasahany; mandra-pahoviana no mbola hitetika ny tenanao ianao?
malagasy
Voaharatra Gaza, ringana Askelona mbamin'ny sisa amin'ny lohasahany; Mandra-pahoviana no mbola hitetika ny tenanao ianao? [Na: Mangina]