Jeremiah 47:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indrisy, ry sabatry NY TOMPO! Mandra-pahoviana no tsy hitsaharanao? Midira ao amin’ny tranonao ihany; mitsahara, mijanòna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indrisy, ry sabatr’i Iaveh, mandra-pahoviana no tsy hanam-pitsaharana ianao? Midira indray ao amin’ny tranonao, miatoa ary mandria!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ianareo hoe: ‹Indrisy ry sabatry ny TOMPO, tsy mba hiato mihitsy ve ianao? Midira ao anaty tranonao, mialà voly ka mijanòna.›
Malagasy Bible 1865
Indrisy ry sabatr'i Jehovah! Mandra-pahoviana no tsy hitsaharanao? Midira ao amin'ny tranonao ihany; Mitsahara, ka mijanòna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indrisy, ry sabatry NY TOMPO! Mandra-pahoviana no tsy hitsaharanao? Midira ao amin’ny tranonao ihany; mitsahara, mijanòna.
malagasy
Indrisy ry sabatr'i Jehovah! Mandra-pahoviana no tsy hitsaharanao? Midira ao amin'ny tranonao ihany; Mitsahara, ka mijanòna.Hataony ahoana no fitsahatra. Fa Jehovah no nandidy azy, eny, hamely an'i Askelona mbamin'ny eny amoron-dranomasina no efa nanendreny azy.[Heb. Hataonao]