Jeremiah 47:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hataonao ahoana no fitsahatra? Fa NY TOMPO no nandidy azy, eny, hamely an’i Askelona mbamin’ny eny amoron-dranomasina, izay no efa nanendreny azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataonao ahoana moa no fitsahatra, fa nomen’i Iaveh didy ianao? Mankany Aksalôna sy any amoron-dranomasina no itarihany azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahoana moa no hiatoany? Ny TOMPO no manome baiko azy; ary hamely an’i Askelôna sy ny tany amoron-dranomasina no tanjona nanendreny azy.»
Malagasy Bible 1865
Hataony ahoana no fitsahatra. Fa Jehovah no nandidy azy, eny, hamely an'i Askelona mbamin'ny eny amoron-dranomasina no efa nanendreny azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hataonao ahoana no fitsahatra? Fa NY TOMPO no nandidy azy, eny, hamely an’i Askelona mbamin’ny eny amoron-dranomasina, izay no efa nanendreny azy.
malagasy
Hataony ahoana no fitsahatra. Fa Jehovah no nandidy azy, eny, hamely an'i Askelona mbamin'ny eny amoron-dranomasina no efa nanendreny azy.[Heb. Hataonao]