Jeremiah 48:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho voaozona anie izay manao tsirambina foana ny asa asain’NY TOMPO atao! Eny, ho voaozona anie izay mihazona ny sabany tsy handatsa-dra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho voaozona anie izay mitsilamodamoka amin’ny asan’i Iaveh! Ho voaozona anie izay mihazona ny sabany tsy handatsa-dra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho voaozona anie izay manao tsirambina ny asa nampanaovin’ny TOMPO azy; eny, ho voaozona anie izay misakana ny sabany tsy handatsa-dra!
Malagasy Bible 1865
Ho voaozona anie Izay manao tsirambina foana ny asa asain'i Jehovah atao! Eny, ho voaozona anie izay mihazona ny sabany tsy handatsa-drà!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho voaozona anie izay manao tsirambina foana ny asa asain’NY TOMPO atao! Eny, ho voaozona anie izay mihazona ny sabany tsy handatsa-dra!
malagasy
Ho voaozona anie Izay manao tsirambina foana ny asa asain'i Jehovah atao! Eny, ho voaozona anie izay mihazona ny sabany tsy handatsa-drà!