Jeremiah 48:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa indro, avy ny andro, hoy NY TOMPO, izay hanirahako olona any aminy, hampihohoka ny fitoeran-divainy ka hanafoana ny fitoeran-divainy sady hanorotoro ny siny hoditrany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa indro, tonga ny andro, - teny marin’i Iaveh, - hanirahako mpamindra am-bilany, hamindra vilany azy, hofoanany ny vilaniny, ary hovakiny ny sininy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, hoy ny teny hentitry ny TOMPO, tonga ny andro izay handefasako olona mba hamindra siny azy. Hatotongany ho foana ny sinibe fitoeran-divay sady hotorotoroiny.
Malagasy Bible 1865
Koa, indro, avy ny andro hanirahako mpanohoka ho any aminy, hoy Jehovah, Izay hanohoka azy ka hahafoana ny fitoeran-divainy sady hanorotoro ny sininy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa indro, avy ny andro, hoy NY TOMPO, izay hanirahako olona any aminy, hampihohoka ny fitoeran-divainy ka hanafoana ny fitoeran-divainy sady hanorotoro ny siny hoditrany.
malagasy
Koa, indro, avy ny andro hanirahako mpanohoka ho any aminy, hoy Jehovah, Izay hanohoka azy ka hahafoana ny fitoeran-divainy sady hanorotoro ny sininy.