Jeremiah 48:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ho menatra i Moaba noho ny amin’i Kemosy, toy ny nahamenatra ny taranak’Israely noho ny amin’i Betela tokiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho menatra i Moaba noho ny amin’i Kamosy toy ny nahamenaran’ny taranak’i Israely, noho ny amin’i Betela izay nitokiany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho diso fanantenana i Môaba amin’i Kemôsy andriamaniny tahaka ny nahadiso fanantenana an’i Israely avaratra tamin’ny andriamanitr’i Betela izay nianteherany.
Malagasy Bible 1865
Ary Moaba ho menatra noho ny amin'i Kemosy toy ny nahamenaran'ny taranak'Isiraely noho ny amin'i Betela tokiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ho menatra i Moaba noho ny amin’i Kemosy, toy ny nahamenatra ny taranak’Israely noho ny amin’i Betela tokiny.
malagasy
Ary Moaba ho menatra noho ny amin'i Kemosy toy ny nahamenaran'ny taranak'Isiraely noho ny amin'i Betela tokiny.