Jeremiah 48:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ahoana no ilazanareo hoe: Lehilahy matanjaka sady mahery an’ady izahay?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahoana no ahazoanareo milaza hoe: «Mpiady izahay, lehilahy mahery an’ady izahay?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry olon’i Môaba, ahoana no itenenanareo hoe: «Lehilahy matanjaka izahay sady miaramila mahery an’ady»?
Malagasy Bible 1865
Ahoana no anaovanareo hoe: Lehilahy matanjaka sady mahery an'ady izahay?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ahoana no ilazanareo hoe: Lehilahy matanjaka sady mahery an’ady izahay?
malagasy
Ahoana no anaovanareo hoe: Lehilahy matanjaka sady mahery an'ady izahay?