Jeremiah 48:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rava i Moaba, fa ny tanànany dia efa levon’ny setroka ary nidina ho any amin’ny famonoana ny zatovony voafantina, hoy ny Mpanjaka, dia Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao no anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Moaba efa rava; ny tanànany efa midona-tsetroka; ny zatovony voafantina, midina ho any am-pamonoana; - teny marin’ny mpanjaka. manana anarana hoe: Iavehn’ny tafika. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mananika ny tanànanareo ilay mpandrava an’i Môaba, ka nampidina ho amin’ny famonoana ireo zatovonareo voafantina. Izany no teny hentitra ataon’ilay Mpanjaka Izay antsoina hoe «TOMPOn’izao rehetra izao.»
Malagasy Bible 1865
Rava Moaba, fa ny tanànany dia efa nanihina. Ary ny zatovony voafantina efa nidina ho any amin'ny famonoana. Hoy ny Mpanjaka, Jehovah, Tompon'ny maro, no anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rava i Moaba, fa ny tanànany dia efa levon’ny setroka ary nidina ho any amin’ny famonoana ny zatovony voafantina, hoy ny Mpanjaka, dia Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao no anarany.
malagasy
Rava Moaba, fa ny tanànany dia efa nanihina. Ary ny zatovony voafantina efa nidina ho any amin'ny famonoana. Hoy ny Mpanjaka, Jehovah, Tompon'ny maro, no anarany.[Na: efa levon-ko setroka]