Jeremiah 48:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa antomotra ny loza hanjo an’i Moaba ary manatona haingana ny fahoriany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
antomotra ny fandravana an’i Moaba; mimaona fatratra ny loza hanjò azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Akaiky ho tonga ny loza hanjo an’i Môaba, ary ho avy haingana ny fahoriany.
Malagasy Bible 1865
Efa antomotra ny loza hanjo an'i Moaba, ary mimaona ny fahoriany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa antomotra ny loza hanjo an’i Moaba ary manatona haingana ny fahoriany.
malagasy
Efa antomotra ny loza hanjo an'i Moaba, ary mimaona ny fahoriany.