Jeremiah 48:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitomania azy ianareo rehetra izay manodidina azy sy ianareo rehetra izay mahalala ny anarany! Eny, lazao hoe: Indrisy! Tapaka ny tehina mafy sy ny tsorakazo tsara tarehy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo rehetra mifanakaiky aminy, samia mitsapa alahelo azy, ary ianareo rehetra mahalala ny Anarany, samia milaza hoe: «Ahoana no dia tapaka ny tehina mafy toy izany, ny tehim-panjakana kanto toy izany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ianareo rehetra mpifanila aminy sady mahalala ny lazany dia manehoa fiaraha-miory ka manaova hoe: «Ahoana no nahapotika ity hery màzana sy ity fahefàna be voninahitra ity?»
Malagasy Bible 1865
Mitomania azy, ianareo rehetra izay manodidina azy sy ianareo rehetra izay mahalala ny anarany! Eny, manaova hoe: Indrisy! tapaka ny tehina mafy sy ny tsorakazo tsara tarehy!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitomania azy ianareo rehetra izay manodidina azy sy ianareo rehetra izay mahalala ny anarany! Eny, lazao hoe: Indrisy! Tapaka ny tehina mafy sy ny tsorakazo tsara tarehy!
malagasy
Mitomania azy, ianareo rehetra izay manodidina azy sy ianareo rehetra izay mahalala ny anarany! Eny, manaova hoe: Indrisy! tapaka ny tehina mafy sy ny tsorakazo tsara tarehy!