Jeremiah 48:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry mponina any Aroera mijanòna eny an-dalambe ka mitazàna, ary izay mandositra, na lehilahy na vehivavy, dia anontanio hoe: Inona no nitranga?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mijanòna eo an-dalambe, ka mitazàna, ry kala mponina ao Arôera; anontanio ny lehilahy mandositra, sy ny vehivavy mitsoaka, ka ataovy hoe: «Inona no mihatra?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry mponina ao Harôhera, mijoroa eny an-dalambe ka miambena. Anontanio ireo nandositra sy izay sisa avotra hoe: «Inona no zavatra niseho?»
Malagasy Bible 1865
Ry mponina any Aroera, mijanòna eny an-dalambe, ka mitazàna, ary izay mandositra, na lehilahy na vehivavy, dia anontanio hoe: Nozoin'inona ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry mponina any Aroera mijanòna eny an-dalambe ka mitazàna, ary izay mandositra, na lehilahy na vehivavy, dia anontanio hoe: Inona no nitranga?
malagasy
Ry mponina any Aroera, mijanòna eny an-dalambe, ka mitazàna, ary izay mandositra, na lehilahy na vehivavy, dia anontanio hoe: Nozoin'inona ianareo?