Jeremiah 48:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy misy ho reharehan’i Moaba intsony; tao Hesbona no niheverany izay hampidi-doza aminy hoe: Andeha horavantsika tsy ho firenena intsony izy. Ho ringana koa ianao, ry Madmena, hanenjika anao ny sabatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy misy intsony izay voninahitr’i Moaba! Any Hesebona no hidinihana ny loza hamelezana azy: Andeha hofongorantsika eo amin’ny firenena izy! Ianao koa, ry Madmena, hatao gina; mandeha manaraka eo aoriana ny sabatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misy intsony ny reharehan’i Môaba! Hamelezana an’i Hesbôna no nanaovana teti-dratsy hoe: «Andeha hofoanantsika tsy ho firenena intsony izy!» Ringana koa ianao, ry Madmena, fa manjohy anao ny ady.
Malagasy Bible 1865
Tsy misy ho reharehan'i Moaba intsony; Tao Hesbona no niheverany hampididoza aminy hoe: Andeha horavantsika tsy ho firenena izy. Ho ringana koa ianao, ry Madmena, Hanenjika anao ny sabatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Tsy misy ho reharehan'i Moaba intsony; Tao Hesbona no niheverany hampididoza aminy hoe: Andeha horavantsika tsy ho firenena izy. Ho ringana koa ianao, ry Madmena, Hanenjika anao ny sabatra.