Jeremiah 48:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Afa-baraka i Moaba, eny, raiki-tahotra izy; midradradradrà sy miantsoantsoa mafy ka ambaraonareo ao Arnona fa rava i Moaba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mangaihay i Moaba, fa voazera; samia ianareo mitoloko sy mitaraina! Ambarao any Arnôna, fa rava i Moaba!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Menatra sy ketraka i Môaba, hoy ny navalin’ireo, Manaova antsoantso sy kiakiaka; ambarao amin’ny faritra amoron’i Arnôna fa rava i Môaba.
Malagasy Bible 1865
Afa-baraka Moaba, eny, raiki-tahotra izy; Midradradradra sy mitaraina, ka ambaraonareo ao Arnona fa rava Moaba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Afa-baraka i Moaba, eny, raiki-tahotra izy; midradradradrà sy miantsoantsoa mafy ka ambaraonareo ao Arnona fa rava i Moaba.
malagasy
Afa-baraka Moaba, eny, raiki-tahotra izy; Midradradradra sy mitaraina, ka ambaraonareo ao Arnona fa rava Moaba.