Jeremiah 48:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny fitsarana dia miakatra ao amin’ny tany lemaka, dia ao Holona, Jahaza, Mefata,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy fitsarana tonga, mihatra amin’ny tany lemaka, amin’i Helona, amin’i Jasà,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga ny fitsaran’ny Tompo ka mamely ny faritra lembalemba sy ireto tanàna ireto: i Hôlôna sy i Jahatsa sy i Mefahàta,
Malagasy Bible 1865
Ary ny fitsarana dia miakatra ao amin'ny tany lemaka, dia ao Holona sy Jahaza sy Mefata
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny fitsarana dia miakatra ao amin’ny tany lemaka, dia ao Holona, Jahaza, Mefata,
malagasy
Ary ny fitsarana dia miakatra ao amin'ny tany lemaka, dia ao Holona sy Jahaza sy Mefata