Jeremiah 48:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Keriota ary Bozra, eny, ny tanànan’i Moaba rehetra, na ny lavitra na ny akaiky.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amin’i Kariota, amin’i Bôsrà, sy amin’ny tanàna rehetra amin’ny tanin’i Moaba, na ny lavitra na ny akaiky.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary i Keriôta sy i Bôtsera. Koa iharan’izany avokoa ny tanàn-dehibe rehetra amin’ny tanin’i Môaba na ny lavitra na ny akaiky.
Malagasy Bible 1865
Sy Keriota ary Bozra, eny, ny tanànan'i Moaba rehetra, na ny lavitra na ny akaiky.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Keriota ary Bozra, eny, ny tanànan’i Moaba rehetra, na ny lavitra na ny akaiky.
malagasy
Sy Keriota ary Bozra, eny, ny tanànan'i Moaba rehetra, na ny lavitra na ny akaiky.