Jeremiah 48:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataovy leon-divay izy fa niavonavona tamin’NY TOMPO; hihosinkosina amin’ny loany i Moaba sady mba ho tonga fihomehezana kosa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataovy doroka izy, fa nitsangan-kanohitra an’i Iaveh. Aoka i Moaba hihosinkosina amin’ny loany, ary aoka izy koa ho tonga fihomehezana!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nihevitra ho lehibe noho ny TOMPO i Môaba ka ataovy mamon’ny divainy sy mihosina amin’ny loany, ary ho tonga fihomehezana.
Malagasy Bible 1865
Ataovy leony izy, fa niavonavona tamin'i Jehovah; Moaba hihosinkosina amin'ny loany sady mba ho tonga fihomehezana kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataovy leon-divay izy fa niavonavona tamin’NY TOMPO; hihosinkosina amin’ny loany i Moaba sady mba ho tonga fihomehezana kosa.
malagasy
Ataovy leony izy, fa niavonavona tamin'i Jehovah; Moaba hihosinkosina amin'ny loany sady mba ho tonga fihomehezana kosa.