Jeremiah 48:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy efa nataonao ho fihomehezana va ny Israely? Moa hita fa naman’ny mpangalatra va izy no dia mihifikifika ianao isaky ny milaza azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa moa i Israely tsy fihomehezana taminao va? Moa nisy nahatratra azy ho naman’ny mpangalatra va? no dia nihifikifi-doha ianao, isaky ny miteny ny aminy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsarovy, ry Môaba, fa efa nataonao fihomehezana i Israely. Toy ny mpangalatra azo no niheveranao azy, ka mihifikifi-doha maneso ianao isaky ny miresaka azy.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy efa nataonao ho fihomehezana va ny Isiraely? Moa hita fa naman'ny mpangalatra va izy, no dia mihifikifika ianao isaky ny milaza azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy efa nataonao ho fihomehezana va ny Israely? Moa hita fa naman’ny mpangalatra va izy no dia mihifikifika ianao isaky ny milaza azy?
malagasy
Fa tsy efa nataonao ho fihomehezana va ny Isiraely? Moa hita fa naman'ny mpangalatra va izy, no dia mihifikifika ianao isaky ny milaza azy?