Jeremiah 48:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry mponina any Moaba! Ilaozy ny tanàna ka mitoera any amin’ny harambato, ary aoka ho tahaka ny voromailala izay manao ny akaniny erỳ ampitan’ny hantsana ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ilaozy ny tanàna, mitoera any amin’ny vatolampiny, ry mponina any Moaba, ka aoka ho tahaka ny domohina izay manao ny akaniny eny ambonin’ny hantsana mangotanatana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilaozy ny tanànanareo, ry mponin’i Môaba, ka mitoera eny amin’ny harambato. Aoka ianareo hanahaka ny voromahailala izay manao akany eny am-pitan’ny hantsana.
Malagasy Bible 1865
Ry mponina any Moaba! ilaozy ny tanàna, ka mitoera ao amin'ny harambato, ary aoka ho tahaka ny voromailala izay manao ny akaniny erỳ am-pitan'ny hantsana ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry mponina any Moaba! Ilaozy ny tanàna ka mitoera any amin’ny harambato, ary aoka ho tahaka ny voromailala izay manao ny akaniny erỳ ampitan’ny hantsana ianao.
malagasy
Ry mponina any Moaba! ilaozy ny tanàna, ka mitoera ao amin'ny harambato, ary aoka ho tahaka ny voromailala izay manao ny akaniny erỳ am-pitan'ny hantsana ianao.