Jeremiah 48:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa renay ny fiavonavonan’i Moaba, fatra-piavonavona loatra mantsy izy, renay ny fireharehany sy ny fiavonavonany ary ny fiaingitrainginy sy ny avonavon’ny fony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa renay ny avonavon’i Moaba, ilay fatra-piavonavona, ny fisolanàndrany, ny avonavony, ny reharehany, ary ny hambom-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa renay ny avonavon’i Môaba, izay fatra-piaingitraingitra loatra. Efa renay ny fireharehany mihoa-pampana sy ny avonavony amam-piaingitrainginy ary ny fizahozahoan’ny toe-tsainy.
Malagasy Bible 1865
Ffa renay ny fiavonavonan'i Moaba fatra-piavonavona loatra izy dia ny fireharehany sy ny fiavonavonany sy ny fiaingitrainginy ary ny avonavon'ny fony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa renay ny fiavonavonan’i Moaba, fatra-piavonavona loatra mantsy izy, renay ny fireharehany sy ny fiavonavonany ary ny fiaingitrainginy sy ny avonavon’ny fony.
malagasy
Ffa renay ny fiavonavonan'i Moaba fatra-piavonavona loatra izy dia ny fireharehany sy ny fiavonavonany sy ny fiaingitrainginy ary ny avonavon'ny fony.