Jeremiah 48:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Injay misy feo fitarainana ao Horonaima hoe: Fandravana sy fandringanana be!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Injany, avy ao Hôrônaima misy antsoantso hoe: «Fandringanana sy fandravana lozan-tany re!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy feo miantso vonjy avy any Hôrônaîma: fandravana sy fandringanana goavana moa izao!
Malagasy Bible 1865
Injay! misy feo fitarainana ao Horonaima hoe: Fandravana sy fandringanana be!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Injay misy feo fitarainana ao Horonaima hoe: Fandravana sy fandringanana be!
malagasy
Injay! misy feo fitarainana ao Horonaima hoe: Fandravana sy fandringanana be!