Jeremiah 48:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa hidradradradra noho ny amin’i Moaba aho; eny, hitomany noho ny amin’i Moaba rehetra aho, ary hitsetra noho ny amin’ny mponina ao Kira-Haresa ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa migogogogo aho, noho ny amin’i Moaba; midradradradra aho, noho ny amin’i Moaba rehetra, mitsetra ny olona, noho ny amin’ny mponina ao Kir-Heresa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany dia hanao fitarainana noho ny amin’i Môaba aho, ka hiantso vonjy ho an’ny fireneny manontolo ary hitoloko noho ny amin’ny mponin’i Kira-Heresa.
Malagasy Bible 1865
Koa hidradradradra noho ny amin'i Moaba aho; Eny, hitomany noho ny amin'i Moaba rehetra aho, ary hitsetra noho ny amin'ny mponina ao Kira-haresa ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa hidradradradra noho ny amin’i Moaba aho; eny, hitomany noho ny amin’i Moaba rehetra aho, ary hitsetra noho ny amin’ny mponina ao Kira-Haresa ny olona.
malagasy
Koa hidradradradra noho ny amin'i Moaba aho; Eny, hitomany noho ny amin'i Moaba rehetra aho, ary hitsetra noho ny amin'ny mponina ao Kira-haresa ny olona.