Jeremiah 48:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fitarainan’i Hesbona dia re hatrany Elale sy Jahaza, hatrany Zoara ka hatrany Horonaima sy Eglata-Selisia; fa na dia ny ranon’i Nimrima aza dia ho ritra koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny antsoantson’i Hesebona re hatrany Eleale; hatrany Jasà, dia mandefa ny antsoantsony izy ireo; hatrany Segôra ka hatrany Hôrônaima, hatrany Eglata-Selisia, fa mbamin’ny ranon’i Nemrima aza no ho tankina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miantso vonjy ny olon’i Hesbôna ka re hatrany Elehale. Eny, re hatrany Jahatsa ny feony; ary ny antso avy ao Tsôhara dia tonga hatrany Hôrônaîma sy Heglata-Selisià, satria ho ritra ihany koa na dia ny ranon’i Nimrima aza.
Malagasy Bible 1865
Ny fitarainan'i Hesbona dia re hatrany Elale sy Jahaza. Hatrany Zoara ka hatrany Horonaima sy Eglata-selisia; Fa na dia ny ranon'i Nimrima aza dia ho ritra koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fitarainan’i Hesbona dia re hatrany Elale sy Jahaza, hatrany Zoara ka hatrany Horonaima sy Eglata-Selisia; fa na dia ny ranon’i Nimrima aza dia ho ritra koa.
malagasy
Ny fitarainan'i Hesbona dia re hatrany Elale sy Jahaza. Hatrany Zoara ka hatrany Horonaima sy Eglata-selisia; Fa na dia ny ranon'i Nimrima aza dia ho ritra koa.[Na: ilay ombivavy kely telo taona]